Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels
Se connecter
Sections

2012

ChoeurUni XII : 17 Mai - 20 Mai, Paris

ChoeurUni XII édition

Melun-2006

Le ChoeurUni est un événement musical né il y a 20 ans et rassemblant tous les deux ans les choristes des 38 paroisses de la FPMA (Fiangonana Protestanta Malagasy aty an-dafy), l'association des églises protestantes malgaches en France, à Abidjan et à La Réunion.

En 2012, il se déroulera en Région Parisienne du 17 au 20 mai .

 

Pour en savoir plus :

Présentation détaillée du ChoeurUni
Liste des chants
Espace dédié aux Choristes et participants : inscriptions et organisation du séjour

Tag Cloud
Vaovao

Paris, 26 Desambra 2011

 

Ho an'ny Antoko Mpihira AMF,

Ho ampitomboina mandrakariva amintsika ny fahasoavan'i Jeso Kristy Lohan'ny Fiangonana,

"Hitahy anao [Aho] ary ho fitahiana tokoa ianao" Genesisy 12 : 2

Misokatra manomboka izao ka hatramin’ny 2 Avril 2012 ny fisoratana anarana amin’ny famonjena ny ChoeurUni 2012 izay hatao any Athis Mons ny faha 17 ka hatramin’ny 20 Mey 2012.

«  Ny hevitra rehetra dia aorin’ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entinao miady » Ohabolana 20,18

Koa izany teny izany no entin’ny Birao AMF hanentanana antsika  AMF isan’ambaratonga (faritany, tafo, fiaraha-mivavaka) mba  hisotratra anarana mialoha araka izay azo atao  mba hahamora ny fandaminana ary hanomezana fahafaham-po ny rehetra.

Asan’Andriamanitra moa ny asa fitoriana mandritra ny ChoeurUni ka  noho izany dia ezahina mba ho lavorary araka izay azo atao.

Mba ho fampiharana izany sy noho ny antony ara-lojistika dia hatao ny Zoma 18 Mey 2012 ny famerenana farany (répétition générale)  ao amin’ny toerana filasiana, Lycée Saint-Charles ao Athis-Mons, ary ho raiketina amin’io fotoana io ny toeran’ny choriste tsirairay mba hampirindra ny concert. Hisy numéro hozaraina mandritra izany.

Noho izany dia tsy hisy fisoratana anarana intsony ny asabotsy 19 Mai 2012 ho an’ny Choriste hihira satria efa voamarika ny zoma 18 Mey 2012 ny toeran’ny Choriste tsirairay hihira mandritra ny concert.

Ny biraon’ny AMF dia maneho ny fisaorana  feno anareo amin’ny fiaraha-miasa ary manantena ny hitohizan’izany hatrany mba hahalavorary ny ChoeurUni ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.

“Ankino amin’i Jehovah ny asanao, dia ho lavorary izay kasainao” Ohabolana 16,3

Aoka ary isika samy hitondra am-bavaka ny asa rehetra .

Ny Biraon'ny AMF

Francky Ramaroson

Lili Rakotoarisoa

Nadia Delmotte

Vonjy Rakotobe

Tojo Randrianaivojaona

Mahary Ramasindraibe

Rado Ramarotafika

Andry Rabehasy

Dina Ratsimbazafy

 

Vous trouverez ici toutes les informations pratiques concernant l'organisation de votre séjour :

    Ho an'ny AMF manontolo,

    Ho ampitomboina mandrakariva aminareo anie ny fahasoavan'ny Tompo,

    Indro napetraka ao amin'ny takilan'ny AMF ny fichiers midi ny hira tapany I amin'ny ChoeurUni XII 2012

    http://choeuruni.net/mediatheque/choeuruni-2012-midi-tapany-i

    Amporisihina isika hihaino tsy tapaka izany .

    Misy torohevitra io amin'ny fampiasana ny fichiers midi.

    Farany dia misaotra an'i Bruno tamin'ny nandaniana fotoana nanaovana ny midi.

    Choeuruni 2012 : Fanentanana Fisoratana anarana Espace dédié aux choristes et participants ChoeurUni : Fichiers midi Hira Tapany I Lasin-kira AMF: ChoeurUni
    Plus...
     
    Inscription

    Inscription ChoeurUni XII

    (une interface inscrit les membres de sa paroisse)

    Se connecter


    Mot de passe oublié ?